Teny iditra mampiezaka (ezaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Enga anie ka ny fampiasana ity boky ity hampiezaka ny tanora hikaroka ny antonony sy hampamirapiratra ny marina ao anatin’ ny hevi-diso samihafa ! [2.436]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampiezaka, mampiezak', mampieza-
Ny lasa : nampiezaka, nampiezak', nampieza-
Ny hoavy : hampiezaka, hampiezak', hampieza-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20