Teny iditra mampifady (fady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Moa hianareo mahazo mampifady hanina ny zatovon' ny mpampakatra, raha mbola eo aminy koa ny mpampakatra? [Baiboly: 49.5.34]

2017/05/17