Teny iditra mampifamadika (vadika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy mampifanolo toerana [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay Mettre à la place l'un de l'autre, mettre à une autre place, transposer, porter des individus à se trahir l'un l’autre [Abinal 1888]
 intervertir [SLP 1986]
Haiendriteny 
mampifamadika
nampifamadika
hampifamadika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31