Teny iditra | mampifampan~ | |
Sokajin-teny | tovona | |
Fanazavàna teny malagasy | Tovona fanaovana "matoantenin' ny mpanao asa ifanaovan' olona roa" ho an' ny mt manomboka amin' ny mam- na man-, enti-milaza olona manasa olona roa na maro hifamaly asa [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |