Teny iditra mampifampan~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny mampifampan~]
Fanazavàna teny malagasy Tovona fanaovana "matoantenin' ny mpanao asa ifanaovan' olona roa" ho an' ny mt manomboka amin' ny mam- na man-, enti-milaza olona manasa olona roa na maro hifamaly asa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31