Teny iditra mampifanolo (solo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra ka tsy vitsy akory no mampifanolo toerana ny teny mifandraidraika [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampifanolo, mampifanolon', mampifanolon-, mampifanolom-
Ny lasa : nampifanolo, nampifanolon', nampifanolon-, nampifanolom-
Ny hoavy : hampifanolo, hampifanolon', hampifanolon-, hampifanolom-

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/15