Teny iditra mampifilafila (filafila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampifilafila tahaka izao ianao, fa rehefatsy hanome dia milazà tsotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay promettre et se dédire [Rajaonarimanana 1995]
Endriteny 
mampifilafila
nampifilafila
hampifilafila
mampifilafilà
Teny mitovy hevitra mamilafila ~ mampilafila

Teny iditra mampifilafilà (filafila)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mampifilafila [fitanisana]

2014/10/09