Teny iditra mampigaingaina (gaingaina (gaina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampigaingaina
nampigaingaina
hampigaingaina
Ohatra Dia mitataovovonana mampigaingaina ny andron'i Toamasina eo amin'ny ati-lohataona, ka mampirehitra ny fasika mamirapiratra tsy ho azo hitsahina. [Andriamalala: Fasana, takila 3]

2013/12/31