Teny iditra mampihahaka (hahaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: mamafy
Ohatra Lozan'ireo mpiandry izay manimba sy mampihahaka ny ondry fiandriko, hoy Jehovah [Baiboly: 30:023:001/Jeremia 23:1..]

2013/11/06