Teny iditra mampihaingo (haingo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to decorate, to adorn, to beautify. [Richardson 1885]
 to embellish, to decorate [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay parer, orner, décorer, embellir [Abinal 1888]
 embellir, décorer [Hallanger 1974]
Ohatra Mampihaingo an' i Fara amin' ny tahon-tsaonjo nosilarana i Katy zokiny indrindra. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Endriteny 
mampihaingo
nampihaingo
hampihaingo
mampihaingoa

2012/02/29