Teny iditra mampihaino (haino)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888 (page 198)]
Ohatra mampiomana ny fony Hianao sady mampihaino ny sofinao, Efa nihaino ny fanirian' ny ory hianao, ry Iaveh; [Baiboly: 23.10.17]

2017/04/02