Teny iditra mampihanankanana (hanankanana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampitsikanfona; mampiempo: Mampihanankanana ny firaka ny afo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mampihanankanana
nampihanankanana
hampihanankanana

2010/05/14