Teny iditra mampihanta zanaka
Singan-teny mampihanta ; zanaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mampanaram-po ny zanaka [1.1]
Ohatra Aza mampihanta ny zanakareo toy izany ianareo (Ne gâtez pas ainsi votre enfant) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16