Teny iditra mampihantona (hantona)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy   to hang up; to bring about a pause, to suspend something [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   suspendre; interrompre [Hallanger 1974]
Ohatra   Amin' ireo trangan-javatra voalaza etsy ambony ireo, ny fampakaran-draharaha eo amin' ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana dia mampihantona ny fe-potoana tokony hamoahana ny lalàna hanan-kery. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
Ny bikany  
mampihantona
nampihantona
hampihantona
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/11/06