Teny iditra mampihaodihaody (haodihaody (haody))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga hamangivangy [2.313]
Ohatra Haody mena masoandro, ry aviavy an-tampon' Imanga, / Tsinjovina maitso manga, / tomarotaroka mavamavana, / mampihaodihaody ny manin-kavana! [1.260]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampihaodihaody, mampihaodihaodin', mampihaodihaodin-, mampihaodihaodim-
Ny lasa : nampihaodihaody, nampihaodihaodin', nampihaodihaodin-, nampihaodihaodim-
Ny hoavy : hampihaodihaody, hampihaodihaodin', hampihaodihaodin-, hampihaodihaodim-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31