Teny iditra mampiharihary (harihary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Mettre n'en évidence, rendre manifeste, rendre évident, convaincre [1.3]
 Visualiser [1.66]
Ohatra 
1Ireny no mampiharihary fa afaka ny taninao. [2.445]
2Ary mampiharihary ny fahotany tahaka an'i Sodoma izy ka tsy manafina azy [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampiharihary
Ny lasa : nampiharihary
Ny hoavy : hampiharihary
Tovy hevitra mampibaribary

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20