Teny iditra mampihemotra (hemotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampihemotra
mampihemotr'
mampihemo-
mampihemotry
nampihemotra
nampihemotr'
nampihemo-
nampihemotry
hampihemotra
hampihemotr'
hampihemo-
hampihemotry
Ohatra Tamiko dia arakaraka ny halavan' ny fotoam-pivavahana, no mampihemotra koa ny fotoana tena hisehoako sy hidirako an-tsehatra manokana, raha ohatrohatra ka hisy izany. [Andraina: I Vola, takila 31]
Teny nalaina 

2014/10/20