Teny iditra mampihiratra (hiratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Ny resak' izy roa lahy nitohy ihany ary tsy nisy niafina tamiko, no hampihiratra tanteraka ny masoko sy ny saiko. [2.4]
2Iaveh mampihiratra ny jamba; Iaveh mampitraka ny mitanondrika; Iaveh tia ny marina; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampihiratra, mampihiratr', mampihira-, mampihiratry
Ny lasa : nampihiratra, nampihiratr', nampihira-, nampihiratry
Ny hoavy : hampihiratra, hampihiratr', hampihira-, hampihiratry

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31