Teny iditra mampihohoka (hohoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To place with the face or the opening down [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mettre avec l'ouverture en bas, la bouche en-dessous [1.8]
Ohatra Indro, Jehovah mahafoana ny tany ka mahalao azy ary mampihohoka azy ka manely izay mponina ao aminy. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampihohoka
Ny lasa : nampihohoka
Ny hoavy : hampihohoka

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/06