Teny iditra mampijanona (janona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To stop, to halt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Arrêter, interrompre, faire cesser [1.8]
Ohatra Fanafody mampijanona fanaintainana, hoy aho, tena mandaitra ary miasa haingana. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampijanona
Ny lasa : nampijanona
Ny hoavy : hampijanona

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/06