Teny iditra mampijefeña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mahaketraka, mahakivy: Fao-drafaraly i Lihimavo eko savy nanao dangamiongaña ko folaka ny kirangony ko save nampijefoña (Nofaohin-drafaralahy i Mavo ka tena nitsingoana ary folaka ny ranjony ka nahakivy) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31