Teny iditra mampijoro (joro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy manangana [SLP 1986]
Famaritana frantsay mettre en station [SLP 1986]
Famaritana frantsay relever [Rajaonarimanana 1995]
Endriteny 
mampijoro
nampijoro
hampijoro
Ohatra Satria ny taolana no mampijoro ny tenan' ny olona, dia ao no itoeran' ny fahasalamana sy ny tanjaka. [Randzavola: Baiboly, takila 952]

2014/06/11