Teny iditra mampiketraka (ketraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampiketraka
mampiketrak'
mampiketra-
nampiketraka
nampiketrak'
nampiketra-
hampiketraka
hampiketrak'
hampiketra-
Ohatra amin' ny toa ireny, tsy misy afa-mampiketraka ny safidiny sy ny finiavany, ary ny mihenjana hatramin' ny fara sento no inoany amin' izay fa laha-Janahary! [Rahajarizafy: Filozofia, takila 96]

2015/11/25