Teny iditra mampiketrona (ketrona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga fivalombalonana amin' ny tarehy: Ny hahiazana koa mampiketrona ny tarehy fa tsy ny fahanterana ihany akory [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mampiketrona
nampiketrona
hampiketrona

2010/05/14