Teny iditra mampikezaka (kezaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888 (page 315)]
Endriteny 
mampikezaka
mampikezaka
hampikezaka
Ohatra Biby fetsy izy sady mahay manabe na manakely ny vatany, ka nony mifanena aminy ny menarana, izay biby mandady toa azy, dia mitsotra izy sady mampikezaka ny vatany. [Dahle: Angano, takila 199]

2017/04/02