Teny iditra mampikimpy (kimpy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampikimpy
nampikimpy
hampikimpy
Ohatra Fombam-piteny ny hoe "hatory", fa rahefa tafaraka tahaka izany izahay roa lahy, dia ny mamantonalina mazàna no mampikimpy ny masonay [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 45]

2013/12/18