Teny iditra mampikiry (kiry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888 (page 326)]
Endriteny 
mampikiry
mampikiry
hampikiry
Ohatra ilay fotoana mampikiry biby ny matin-doka hanarina ny fahavoazany, na mampihidy vazana ny efa nahazo, tapa-kevitra ny ho mpanefoefo indray alina! [Andriamalala: Taolambalo, takila 53]

2017/04/02