Teny iditra mampikodingy (kodingy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampikodingy
nampikodingy
hampikodingy
Ohatra rahefa mila na adala na hendry, dia tsy maintsy miakatra ny vidiny, ary fisondrotana mahabe ahiahy anefa, fa tsaho sy siosion-dresaka dia ampy hampikodingy azy ho any an-kady. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 42]

2013/12/18