Teny iditra mampikombona (kombona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampikombona
nampikombona
hampikombona
Ohatra 
1Izaho hampiteraka, nefa hampikombona indray va? [Baiboly: 29:066:009/Isaia 66:9..]
2Mba hampikombona ny molotr' ise tsy haneso ahy intsony, dia averiko indray fa nisy hasambarana tsy roa aman-tany voatsapako tamin' ny fiarahako tamin-jazavavy iray fony izaho mbola zaza. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 47]

2013/12/18