Teny iditra mampikorontana (korontana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: mibodika
Ohatra mampitabataba sy mampikorontana gagana mihitsy no nataony. [Randzavola: Baiboly]

2013/11/06