Teny iditra mampilamina (lamina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampilamina
mampilamin-
mampilamim-
mampilami-
nampilamina
nampilamin-
nampilamim-
nampilami-
hampilamina
hampilamin-
hampilamim-
hampilami-
Ohatra — Mba mitsangantsangana kely aho, tompoko, hoy aho, nampilamina ny feoko araka izay azoko atao, fa tsy nahita tory. [Andraina: I Vola, takila 47]

2014/10/21