Teny iditra mampilefa (lefa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Poa-basy tokana dia mampilefa an' ireo! [2.643]
2Angamba halatsaka ny rako, hisy kapoka kanefa na ino-na inona hihatra tsy misy mampilefa. [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampilefa, mampilefan', mampilefan-, mampilefam-
Ny lasa : nampilefa, nampilefan', nampilefan-, nampilefam-
Ny hoavy : hampilefa, hampilefan', hampilefan-, hampilefam-
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12