Teny iditra mampilendalenda (lendalenda (lenda))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maha-te hihinana fatratra: Mampilendalenda fatratra ireto voankazo masaka mihantonkantona eny ambony hazo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mampilendalenda
nampilendalenda
hampilendalenda

2013/03/18