Teny iditra mampino (ino)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Eny, fomban'ireo mitana ny fahefana ny mampino ny vahoaka, noho ny hafetseny sy ny faniriany hitoetra eo amin'io toerana io mandrakizay, fa raha lasa izy ka soloan'ny hafa dia ho levona ny tanindrazana. [2.503]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampino, mampinon', mampinon-, mampinom-
Ny lasa : nampino, nampinon', nampinon-, nampinom-
Ny hoavy : hampino, hampinon', hampinon-, hampinom-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20