Teny iditra | mampionona (onona) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To comfort, to console [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Apaiser, consoler [1.8] | ||||||
Ohatra | Bina ireny no nahalala izany, fa na Raozy aza mbola variana mampionona an' i Endrinikemba.
[2.499] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/06 |