Teny iditra mampirafy (rafy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Maka vady hala ho fanampin' ny vadin' ny tena efa eo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to take or to have more than one wife. [Richardson 1885]
   to practice polygyny (of the man) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   avoir plusieurs épouses; faire plusieurs choses à la fois [Hallanger 1974]
Voambolana  
Endriteny  
mampirafy
nampirafy
hampirafy
mampirafèsa
Tsipelina hafa  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

2015/02/27