Teny iditra mampiredareda (redareda)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Saingy izany fitiavana izany nifangaro zavatra hafa taty aoriana, zavatra hafa tsy nisy ratsy anefa na izany aza : tokony ho nampitombo, nampiredareda azy izany fangarony izany. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampiredareda, mampiredaredan', mampiredaredan-, mampiredaredam-
Ny lasa : nampiredareda, nampiredaredan', nampiredaredan-, nampiredaredam-
Ny hoavy : hampiredareda, hampiredaredan', hampiredaredan-, hampiredaredam-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31