Teny iditra mampirehitra (rehitra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamelona: Mampirehitra afo ~ Mampireh [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   faire allumer, allumer [Malzac: Grammaire]
Ohatra   Dia mitataovovonana mampigaingaina ny andron'i Toamasina eo amin'ny ati-lohataona, ka mampirehitra ny fasika mamirapiratra tsy ho azo hitsahina. [Andriamalala: Fasana, takila 3]
Ny bikany  
mampirehitra
nampirehitra
hampirehitra
mampireheta
Fitovian-keviteny   mandrehitra

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/07