Teny iditra mampiresaka (resaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra Ilay sigara aloha eo no ho eo dia mamparisika, mampiresaka, mahatonga ho falifaly, nefa rahefa iverimberenana dia mampatory, ary tamin' izany vao azoko an' eritreritra ny nahatonga ireo olona mivalampatra amin' ny tany. [Andraina: I Vola, takila 100]

2015/11/01