Teny iditra mampiridiridy (ridiridy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampiridiridy
mampiridiridin'
mampiridiridin-
mampiridiridim-
nampiridiridy
nampiridiridin'
nampiridiridin-
nampiridiridim-
hampiridiridy
hampiridiridin'
hampiridiridin-
hampiridiridim-
Ohatra Miakara ise!... hoy Lambo nampiridiridy ny masokeliny, fa moa tsy mana-tongotra efatra toy ny vahoaka rehetra ihany koa ise?... [Andriamalala: Zazavavindrano]

2017/01/21