Teny iditra mampirina (ampirina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandamina, mandahatra: Mampirin-trano isa-maraina izy
¶ Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hampirina ireto bokiko ireto aho [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to arrange, to tie up goods, etc., as in ampirina. [Richardson 1885]
Endriteny 
mampirina
nampirina
hampirina
mampirima
Teny mitovy hevitra manampirina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31