Teny iditra mampiriotra (riotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mampihazakazaka
¶ manainga, mampisavorovoro [Rajemisa: Fiteny 3 takila 128]
Endriteny 
mampiriotra
mampiriotr'
mampirio-
nampiriotra
nampiriotr'
nampirio-
hampiriotra
hampiriotr'
hampirio-
Ohatra 
1Mampiriotra ny mpitaingin-tsoavaliny; [Baiboly: 42.1.8]
2ry rivotra, sarotim-panina ka manai-bovoka mandry, mampiriotra fako mifitsaka. [Razafiniaina: Rivotra]

2016/08/26