Teny iditra mampirisika (risika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mitaona, mitarika, manaitra [SLP 1986]
Famaritana anglisy to incite, to encourage [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay stimuler, inciter, encourager [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay inciter, exciter [SLP 1986]
Endriteny 
mampirisika
nampirisika
hampirisika
Teny mitovy hevitra mamporisika

2010/05/14