Teny iditra mampirivana (rivana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrahona mafy amin-katezerana, amin' ny teny, amin' ny fihetsika feno fampitahorana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mampirivana
nampirivana
hampirivana

2010/05/14