Teny iditra mampirodana (rodana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampirodana
nampirodana
hampirodana
Ohatra Kanefa ny lalàn-pitondrana avoakany na tadiaviny havoaka raha vao tonga eo amin' ny fahefana izy dia voakendry hampirodana tsirairay ireo andry ijoroan' ny maha-firenena ny firenena. [Andriamalala: Fanagasiana]

2014/01/04