Teny iditra mampisakana (sakana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Endriteny 
mampisakana
mampisakana
hampisakana
Ohatra ary tsy fanao sy maharikoriko amin'ny tany hendry ary hahasosotra sy mampisakana ny Anglisy raha tahiny mila hanao fihavanana amin' ny governemantan'ny Hova. [Razoharinoro: Soratra, takila 106]

2017/04/03