Teny iditra mampisalasala (salasala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitovy hevitra: atriatry ~ basina ariary fito ~ mahasadaika ~ mampiroaroa saina ~ manakalahy ~ manakà ~ manalasala ~ manao traingon' alika ~ tsy main-tsy lena ~ vozon' akoho tanora [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Endriteny 
mampisalasala
nampisalasala
hampisalasala
Ohatra « Aza mampisalasala anay hianao! [Callet: Tantara, takila 325]
Teny nalaina 

2013/11/14