Teny iditra mampisavilivily (savilivily (savily (vily)))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: manakivilivily
Ohatra Mitsipatsipaka ny soavaly raha fahezina lasely nefa hain' i Lidy ery ny mampitsefotsefotra ny molony sy mampisavilivily ny tady hoditra hamatorana ireo biby. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 152]

2013/11/06