Teny iditra mampiseho (seho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamelatra mba ho hita: Mampiseho sary amin' ny ankizy ~ Mampiseho hakevohana io tovolahy io amin' ny ataony rehetra
Mitovy hevitra: maneho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to put on display [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay montrer, exhiber [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay représenter, présenter [SLP 1986]
Endriteny 
mampiseho
nampiseho
hampiseho
mampisehoa
Teny nalaina 

2013/03/18