Teny iditra mampisinda (sinda)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Indrisy anefa fa tsy ahafahana mampisinda ny fiahiahiana ny fomba anomanana ny fifidianana. [4.27]
2"Nosokafako hanoina sy hiantso azy ny molotro, saingy asa na nahaloa-peo aho na tsia, fa nisarika ahy moramora ny torimason-tazo feno nofy ratsy, hampisinda - indrisy! [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampisinda
Ny lasa : nampisinda
Ny hoavy : hampisinda

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31